Nos évènements

STAR TOUR ANTSIRABE PASKA 2025
15 avr 2025
Gara Antsirabe
STAR TOUR ANTSIRABE PASKA 2025

✨STAR TOUR ANTSIRABE PASKA 2025🌟

Tonga indray ny ny fotoanantsika mahazatra isan-taona, toerana tsy miova eo amin'ny avenue an'i Gara Antsirabe ny 18 Aprily ka hatramin'ny 21 Aprily ho avy izao:

👉 Zoma 18 aprily : Samoëla

👉Sabotsy 19 april : Reko Band sy Tence Mena

👉 Alahady 20 april : TEMPO GAIGY sy Lico Kininike

👉 Alatsinainy 21 april : Ckycky FSA sy JAOJOBY "le roi du Salegy"

isan'andro misy animations podium sy animations eny amin'ny espace pression

🥳 Tongava maro

RICKY - EFA ELA LOATRA . . .
6 avr 2025
PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA
RICKY - EFA ELA LOATRA . . .

🎶 IZA ILAY AKAMA BE TIANAO EO ANILANAO EO?
👉 Inona ilay hira tonga ao antsainao voalohany raha vao OLOMBELO RICKY?

📅 06 APRILY 2025 | 🏟️ PALAIS DES SPORTS - MAHAMASINA
🌟 SEHO TOKANA, TSY HAY HADINOINA!
𝙀𝙁𝘼 𝙀𝙇𝘼 𝙇𝙊𝘼𝙏𝙍𝘼...tokoa, 𝗗𝗶𝗺𝘆 𝗮𝗺𝗯𝘆 𝗲𝗳𝗮𝗽𝗼𝗹𝗼 𝗸𝗮𝘁𝗿𝗼𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼

🎟️ Mividy tapakila dieny izao!
📍 Super Music Analakely | NY Havana 67 Ha
Ticket Place : https://www.ticketplace.io/event/5jergl9hp3vi42wat7ry/map

💰 SANDA TAPAKILA:
🔸 Groove Zone: 10 000 AR
🔸 Bronze: 20 000 AR
🔸 Silver: 30 000 AR
🔸 Gold: 50 000 AR
🔸 Platinium: 40 000 AR
🔸 VIP: 70 000 AR
🔸 VVIP: 120 000 AR

🔴 Mpanohana Ofisialy: THB Madagascar Officiel

🎶 Vonona hanao fety miaraka amin’i Ricky ve ianao? 🔥

#THB #SoaNyFiarahantsika #louvtocompany2025 #rickypalaisdessports #OlombeloRicky

ZARA REVY -  SAMOELA
6 avr 2025
STADE MALACAM
ZARA REVY - SAMOELA

🔥⚡️🔥 𝐙𝐀𝐑𝐀-𝐑𝐄𝐕𝐘 +𝟑𝟎 

𝐒𝐓𝐀𝐃𝐄 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐂𝐀𝐌 Antanimena - Alahady 06 Aprily 2025 @ 10 Ora maraina

𝐌𝐢𝐬𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐄𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐣𝐢𝐟𝐚 𝐚𝐳𝐲 :

✅ En Ligne : https://bemozik-ticket.io

✴️Messenger : https://www.facebook.com/bemozik.mg

☎️ Livraison Gratuite : 𝟎𝟑𝟕 𝟒𝟑 𝟑𝟐𝟕 𝟎𝟑 - 𝟎𝟑𝟒 𝟒𝟕 𝟏𝟓𝟓 𝟑𝟏

✅ Point de Vente : 𝐁𝐄 𝐌𝐎𝐙𝐈𝐊 𝐓𝐬𝐢𝐚𝐳𝐨𝐭𝐚𝐟𝐨

#THB #SoaNyfiarahantsika  #zararevy #Samoela #bemozik

WORLD COLA URBAN VIBES 2025
5 avr 2025
PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA
WORLD COLA URBAN VIBES 2025

🔥 WORLD COLA URBAN VIBES - Le rendez-vous incontournable ! 🔥
📅 Samedi 05 Avril à partir de 13h00
📍 Palais des Sports Mahamasina

Préparez-vous à vivre une expérience unique avec une line-up exceptionnelle :
🎤 Rim Ka, Ceasar, Mopcaan, Anatal, Lio, Parrish, Ckycky, Lion Hill, Mad Max, Agrad
🎧 Mix exclusif par DJ Gouty et DJ Stitch

🎟️ Tarifs des billets :

  • Lite : 10K - Simple : 15K - Fan Zone : 15K - Réservation VIP : 30K

👉 Points de vente : Super Music Analakely
📞 Réservations VIP au 032 50 923 04

Partenaires officiels : World Cola

💥 Ne manquez pas cet événement qui promet de faire vibrer Mahamasina ! Partagez et invitez vos amis dès maintenant ! 🙌
#UrbanVibes #Mahamasina #ConcertMadagascar #MusiqueUrbaine

THB MIFETY Kianja Barea Mahamasina
20 mar 2025
Kianja Barea Mahamasina
THB MIFETY Kianja Barea Mahamasina

🎊 𝗧𝗛𝗕 𝗠𝗜𝗙𝗘𝗧𝗬 🎊
Ndao indray hiaraka hifety mandritra ny telo andro eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina! 🎶🔥

📅 Zoma 21 Martsa - Tempo Gaigy
📅 Sabotsy 22 Martsa - Raouto
📅 Alahady 23 Martsa - Ckycky
⏰ Manomboka amin’ny 1 ora

🎤 Animation: Three-T & Barhone

🚨 Tsy misy vidim-pidirana!

Lazao ny akama! 🥳🍻

THB MIFETY Gara Antsirabe
20 mar 2025
Gara Antsirabe
THB MIFETY Gara Antsirabe

🎊 𝗧𝗛𝗕 𝗠𝗜𝗙𝗘𝗧𝗬 🎊
Ndao indray hiaraka hifety mandritra ny roa andro eny amin’ny Gara Antsirabe! 🎶🔥

📅 Sabotsy 22 Martsa - Samoëla
📅 Alahady 23 Martsa - Skaiz & Arione Joy
⏰ Manomboka amin’ny 10 ora

🎤 Animation: DJ Jim & Riri

🚨 Tsy misy vidim-pidirana!
Lazao ny akama! 🥳🍻

THB MIFETY SANTILO
14 - 15 mar 2025
SANTILO ANOSIZATO
THB MIFETY SANTILO

Rendez-vous le 14 mars au 15 mars 2025 à partir de 13 heures. 

Diverses animations avec THB  animées par BAHRONE et THREE-T

Showcase avec Samoela et Raouto