STAR TOUR OKTOBERFEST 2025 REPORTÉ
STAR TOUR OKTOBERFEST 2025
OKTOBERFEST 2025![]()
Ho avy izahay hifety any Toamasina any ho fankalazana ny fetin’ny labiera ![]()
Eo amin’ny
PARKING ARENA SPORT ny fotoanantsika ny
04 sy 05 oktobra ho avy izao !
Hisy artistes ho tonga hanafana ny fiarahantsika :
Ny 04 oktobra i Lion Hill sy Ljo no hiaraka amin’tsika
Ny 05 oktobra dia hiarahantsika amin’i Rootsman sy Samoela
Toy ny mahazatra dia hisy ihany koa ny animation podium sy kermesy izay hiarahantsika amin’i DJ Three T - DJ Looping - DJ Landry hoentanin’i Fou Hehy, Barhone sy Teg ![]()
Tongava maro !
Vidim-pidirana : zava-pisotro STAR 2.000ar
#STAR #Fièrementmalagasydepuis1953 #oktoberfest2025 #oktobramifety #fety #concert