THB MIFETY Kianja Barea Mahamasina
𝗧𝗛𝗕 𝗠𝗜𝗙𝗘𝗧𝗬 Kianja Barea Mahamasina
🎊 𝗧𝗛𝗕 𝗠𝗜𝗙𝗘𝗧𝗬 🎊
Ndao indray hiaraka hifety mandritra ny telo andro eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina! 🎶🔥
📅 Zoma 21 Martsa - Tempo Gaigy
📅 Sabotsy 22 Martsa - Raouto
📅 Alahady 23 Martsa - Ckycky
⏰ Manomboka amin’ny 10 ora
🎤 Animation: Three-T & Barhone
🚨 Tsy misy vidim-pidirana!
Lazao ny akama!