20 mar 2025
Gara Antsirabe

THB MIFETY Gara Antsirabe

THB MIFETY Gara Antsirabe

🎊 𝗧𝗛𝗕 𝗠𝗜𝗙𝗘𝗧𝗬 🎊
Ndao indray hiaraka hifety mandritra ny roa andro eny amin’ny Gara Antsirabe! 🎶🔥

📅 Sabotsy 22 Martsa - Samoëla
📅 Alahady 23 Martsa - Skaiz & Arione Joy
⏰ Manomboka amin’ny 10 ora

🎤 Animation: DJ Jim & Riri

🚨 Vidim-pidirana: TSY MISY!
Lazao ny akama! 🥳🍻

Partager
Prochainement