STAR TOUR OKTOBERFEST 2025
STAR TOUR OKTOBERFEST 2025
OKTOBERFEST 2025
Ho avy izahay hifety any Toamasina any ho fankalazana ny fetin’ny labiera
Eo amin’ny PARKING ARENA SPORT ny fotoanantsika ny
04 sy 05 oktobra ho avy izao !
Hisy artistes ho tonga hanafana ny fiarahantsika :
Ny 04 oktobra i Lion Hill sy Ljo no hiaraka amin’tsika
Ny 05 oktobra dia hiarahantsika amin’i Rootsman sy Samoela
Toy ny mahazatra dia hisy ihany koa ny animation podium sy kermesy izay hiarahantsika amin’i DJ Three T - DJ Looping - DJ Landry hoentanin’i Fou Hehy, Barhone sy Teg
Tongava maro !
Vidim-pidirana : zava-pisotro STAR 2.000ar
#STAR #Fièrementmalagasydepuis1953 #oktoberfest2025 #oktobramifety #fety #concert