15 avr 2025
Gara Antsirabe

STAR TOUR ANTSIRABE PASKA 2025

STAR TOUR ANTSIRABE PASKA 2025

✨STAR TOUR ANTSIRABE PASKA 2025🌟

Tonga indray ny ny fotoanantsika mahazatra isan-taona, toerana tsy miova eo amin'ny avenue an'i Gara Antsirabe ny 18 Aprily ka hatramin'ny 21 Aprily ho avy izao:

👉 Zoma 18 aprily : Samoëla

👉Sabotsy 19 april : Reko Band sy Tence Mena

👉 Alahady 20 april : TEMPO GAIGY sy Lico Kininike

👉 Alatsinainy 21 april : Ckycky FSA sy JAOJOBY "le roi du Salegy"

isan'andro misy animations podium sy animations eny amin'ny espace pression

🥳 Tongava maro

Partager
Prochainement